Forum créé pour tous les forumers : les floodeurs, les bannis et d'autres qui ont marre des règles et surtout pour nos amis et nos futurs amis!C'est vraiment une symbiose de toutes les personnes sur le net!Voila enfin un forum où les règles sont minimes!


Vous n'êtes pas connecté. Connectez-vous ou enregistrez-vous

Teny malagasy

Aller en bas  Message [Page 1 sur 1]

1 Teny malagasy le Mar 4 Mar - 16:19

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Accessible par tout le monde et surtout faite pour ceux qui veulent savoir un peu plus la langue malgache
Natao ho an'ny olona rehetra, indrindra fa ho an'ireo tia hafantatra ny mombamomban'ny teny malagasy

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

2 Re: Teny malagasy le Mar 4 Mar - 20:03

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
misaotra betsaka I exist pour ce topic!

Tokony manomboka miteny gasy kely izany izao.

eee!! faly be za!^^^^

Miteny gasy daholo ve ny olona ato? aumoin na dia kelikely fotsiny ary

Voir le profil de l'utilisateur

3 Re: Teny malagasy le Mar 4 Mar - 20:28

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Very Happy Tsy misy fisaorana ka.
Dia ahoana moa ny ato!? scratch
Aleo tonga dia atao topic momban'ny fianarana ny teny malagasy ity izany!miezaka manao teny malagasy fotsiny fa tsy maninona izany io lol!
Dia izay mahay manoro( tsy izaho ihany akory tongue )

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

4 Re: Teny malagasy le Mer 5 Mar - 18:26

Dragon Lord

avatar
kôndrana ^^
kôndrana ^^
" Aza manadino anay
Nareo zay any ambony any
Asa raha misy mandray e!
Zany vavakay izany


mitodiha vetivety
mba henoy ny vavakay e!
ny any ambony any efa mety
ny aty ambany mba androtsahy..."



DAMA (Album FARAKELY

Voir le profil de l'utilisateur

5 Re: Teny malagasy le Mer 5 Mar - 21:35

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
sao dia manana ny tonon'ny masoandro daoro marina lte ela?( dahoop)

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

6 Re: Teny malagasy le Mer 5 Mar - 22:53

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
inona ny dikan "androtsahy"..??

Voir le profil de l'utilisateur

7 Re: Teny malagasy le Mer 5 Mar - 23:23

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Raha tia hafantatra fotsiny ny dikan'ny hoe Androtsay dia: verser( en mode imperatif)

ohatra: androtsahy rano==> verse/versez de l'eau

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

8 Re: Teny malagasy le Jeu 6 Mar - 1:17

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
aaaaaa marina izany!!

nisokatra tampoka ny memoirako!

misaotra betsaka

Voir le profil de l'utilisateur

9 Re: Teny malagasy le Jeu 6 Mar - 8:44

ShifuMaster

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Za tsy de zatra miteny na mmamaky teny gasy fa iezaka fa tsy koa


_________________


My...☺♂
Voir le profil de l'utilisateur http://sneil.skyblog.com

10 Re: Teny malagasy le Jeu 6 Mar - 19:16

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
fa aiza enao no mipetraka kay?

Voir le profil de l'utilisateur

11 Re: Teny malagasy le Ven 7 Mar - 12:09

ShifuMaster

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Madagascar fa za nge zatra miteny fa tsy zatra manoratre Sad


_________________


My...☺♂
Voir le profil de l'utilisateur http://sneil.skyblog.com

12 Re: Teny malagasy le Ven 7 Mar - 12:45

Lili-chan

avatar
Nandra be
Nandra be
ShifuMaster a écrit:Za tsy de zatra miteny na mmamaky teny gasy fa iezaka fa tsy koa

?????
ShifuMaster a écrit:Madagascar fa za nge zatra miteny fa tsy zatra manoratre Sad

Tsy azoko intsony ....


_________________
WeirdxFeelings

# Escapism -
Voir le profil de l'utilisateur

13 Re: Teny malagasy le Ven 7 Mar - 19:53

ShifuMaster

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Za nge niteny oe iresaka fa iezaka ok Smile


_________________


My...☺♂
Voir le profil de l'utilisateur http://sneil.skyblog.com

14 Re: Teny malagasy le Ven 7 Mar - 22:53

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
fa ahona no tsy zatra manoratra???^^

Voir le profil de l'utilisateur

15 Re: Teny malagasy le Dim 9 Mar - 11:27

ShifuMaster

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Zatra miteny fa tsy zatra manoratre!! ndrisy mantsy


_________________


My...☺♂
Voir le profil de l'utilisateur http://sneil.skyblog.com

16 Re: Teny malagasy le Dim 9 Mar - 18:22

miSs-<3

avatar
Saika olona
Saika olona
akory ra miroky ? azalahy é efa jambam-bahiny marina rô tsiak tia é !!!

Voir le profil de l'utilisateur http://0in0me0.skyrock.com

17 Re: Teny malagasy le Dim 9 Mar - 21:55

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
kay misy mahay mitsiny ato zany!
salama va ny taigna? geek

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

18 Re: Teny malagasy le Lun 10 Mar - 1:18

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
ie, nangalarin'ny vahiny ny tenigasinay tongue

zay tsy maintsy nangalatra ny azy alou e

Voir le profil de l'utilisateur

19 Re: Teny malagasy le Ven 14 Mar - 1:16

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
misy hira zay, rap malagasy, fa tsy fantatro ny titreany, sao de mba ainareo?

Manomboka otrzao le izy:

"rap gasy! tsy manaiky izy ho resy rap gasy tsy mitsitsy fa mandresy...akamaa" lool

raha mba anananareo de mba teneno fa efa ela a nitady anle izy!

Voir le profil de l'utilisateur

20 Re: Teny malagasy le Lun 31 Mar - 16:59

Haja

avatar
Nandra be
Nandra be
eh Shifu efa t@ mercredi za tonga dé mbola tsy nifankahita an !!! sady efa nisy plan nafana bé tsssss !!!

Voir le profil de l'utilisateur

21 Re: Teny malagasy le Lun 31 Mar - 22:00

ShifuMaster

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
@ sabotsy ela aona ny pro zay any @ ampefilo basket 360° ny anarany misy concour 3 point dunk anganbany


_________________


My...☺♂
Voir le profil de l'utilisateur http://sneil.skyblog.com

22 Re: Teny malagasy le Mar 1 Avr - 8:20

Haja

avatar
Nandra be
Nandra be
Hay oka, tongava ao Geni radem ariva fa misy prog basket ko, ranto ko tonga any Wink

Voir le profil de l'utilisateur

23 Re: Teny malagasy le Mar 1 Avr - 11:05

ShifuMaster

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Okay okay


_________________


My...☺♂
Voir le profil de l'utilisateur http://sneil.skyblog.com

Contenu sponsorisé


Revenir en haut  Message [Page 1 sur 1]

Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum