Forum créé pour tous les forumers : les floodeurs, les bannis et d'autres qui ont marre des règles et surtout pour nos amis et nos futurs amis!C'est vraiment une symbiose de toutes les personnes sur le net!Voila enfin un forum où les règles sont minimes!

Autopassion.net le site dédié à l'automobile créé par ses utilisateurs

Vous n'êtes pas connecté. Connectez-vous ou enregistrez-vous

Hira Malagasy

Aller à la page : 1, 2  Suivant

Aller en bas  Message [Page 1 sur 2]

1 Hira Malagasy le Sam 15 Mar - 17:05

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
Hira Gasy vavao*
Clip Gasy*
Hira sy mpihira Malagasy tinareo*

^^ mino a fa mazafa tsara le topic!

nenà betsaka no tiako..


Mahaleo
Jerry Marcoss
Melky
Feo gasy
Tempo Gaigy ^^
Aina cook
Ny kalon'ny fahiny (tsy ho adino mandrakizay lool)
Raboussa
North & Center

....snsnsns....

Voir le profil de l'utilisateur

2 Re: Hira Malagasy le Sam 15 Mar - 18:38

Dragon Lord

avatar
kôndrana ^^
kôndrana ^^
Nénà zai no tiako dé Mahaleo sy Lôlô sy ny tariny,

Ny hira tiako ao @mahaleo tena BDB fa hitanisa sasantansany fostiny aho, ohatra Le Ndrema, Tsiafahy, Ianao no nofidiko, Madirovalo, sns...;
Raha Lôlô sy ny tariny ndray mitovy @ mahaleo ihany koa toa Dimbaka avy any nazareta, Le Kaoma, Mpivahiny, Maninona, Aza tsahoana, Malala!, sns...;

Nôrma B mintsy lesy lé topic fa msaotré!!!!

Voir le profil de l'utilisateur

3 Re: Hira Malagasy le Sam 15 Mar - 18:44

Lili-chan

avatar
Nandra be
Nandra be
Tsy ''lesy" vehivavy io xD


_________________
WeirdxFeelings

# Escapism -
Voir le profil de l'utilisateur

4 Re: Hira Malagasy le Sam 15 Mar - 18:57

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
hehehe Laughing msotra Tsukiyo

tsy koi e!

Mlay Lolo sy ny tariny! nenà "maninona e" tiako be ko!

ary iza ny mpihira malagasy tin' Tsukiyo??

Voir le profil de l'utilisateur

5 Re: Hira Malagasy le Sam 15 Mar - 19:05

Dragon Lord

avatar
kôndrana ^^
kôndrana ^^
" Maao azafady @ Mauz hatr@ taona lasa ka hatr@zao fa ita teo re ny @ ty ",

Okay y chérie B an!!!

Voir le profil de l'utilisateur

6 Re: Hira Malagasy le Dim 16 Mar - 2:31

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
Dragon Lord a écrit:" Maao azafady @ Mauz hatr@ taona lasa ka hatr@zao fa ita teo re ny @ ty ",

Okay y chérie B an!!!

Laughing eny ary lesy e! ho ita eo ny @ty

Voir le profil de l'utilisateur

7 Re: Hira Malagasy le Dim 16 Mar - 8:15

miSs-<3

avatar
Saika olona
Saika olona
Za aleoka Lolo sy ny tariny toy izay Mahaleo !

Voir le profil de l'utilisateur http://0in0me0.skyrock.com

8 Re: Hira Malagasy le Dim 16 Mar - 10:05

Lili-chan

avatar
Nandra be
Nandra be
lol! ''cherie be " xD

Mpihira malagasy tiako ve ?! B D B


_________________
WeirdxFeelings

# Escapism -
Voir le profil de l'utilisateur

9 Re: Hira Malagasy le Dim 16 Mar - 10:34

Dragon Lord

avatar
kôndrana ^^
kôndrana ^^
miSs-<3 a écrit:
Za aleoka Lolo sy ny tariny toy izay Mahaleo !

Mba afaka azavainao @nay e hoe ina no tsy itiavanao an' mahaleo fa lôlô Question Very Happy

Voir le profil de l'utilisateur

10 Re: Hira Malagasy le Lun 17 Mar - 0:26

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
mety hoe samy tiany fa Lolo sy ny tariny tiany kokoa, sa aona?^^

Voir le profil de l'utilisateur

11 Re: Hira Malagasy le Lun 17 Mar - 13:20

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
nena lolo sy bôrbonezy

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

12 Re: Hira Malagasy le Lun 17 Mar - 14:17

miSs-<3

avatar
Saika olona
Saika olona
lol satria hitanareo ny fahitako an' i Lolo sy ny tariny ary Mahaleo aotran' ny oe manao Rolling Stones sy Beatles, vanin' andro nitovy nefa style nifanohitra, aleko Lolo sy ny tariny, satria tiako kokoa ny hiranizareo, ny feoan' ilay mpihira ( za tsy tia an' ny feo ny mpihira ao amin' ny mahaleo ) ary koa Lolo sy ny tariny tsy ankalazaina be sy tsy vulgarisé aotran' i mahaleo !

Voir le profil de l'utilisateur http://0in0me0.skyrock.com

13 Re: Hira Malagasy le Lun 17 Mar - 17:14

Mauz

avatar
Nandra be
Nandra be
ay, zay alou mahasosotra ndraindray e (indrindra rehefa zavatra serieux be ataon'ny olona kilalao na fampisehoana) , fa sincèrement tsy de mi-influencer an'ny gout-ako zany (zfd amle teny frantsay..T_T mampalahelo b)

Voir le profil de l'utilisateur

14 Re: Hira Malagasy le Mar 18 Mar - 12:36

Lili-chan

avatar
Nandra be
Nandra be
LOL oups TPTN > Tapa-tsinay hihi xD


_________________
WeirdxFeelings

# Escapism -
Voir le profil de l'utilisateur

15 Re: Hira Malagasy le Jeu 5 Fév - 15:49

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
ouuuuuu... adinonareo Firmiiiin!!! XD

diiiin... za ts tia maizn mits nFan!!!!! =)

Voir le profil de l'utilisateur

16 Re: Hira Malagasy le Jeu 5 Fév - 21:11

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Pichou a écrit:ouuuuuu... adinonareo Firmiiiin!!! XD

diiiin... za ts tia maizn mits nFan!!!!! =)

Nenao zao Ny ainga fa fantatro

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

17 Re: Hira Malagasy le Jeu 5 Fév - 21:41

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
ountssss... le coutry vita gasy veuuu???? mdrr

naaan merciii heiiin!!!?

Voir le profil de l'utilisateur

18 Re: Hira Malagasy le Jeu 5 Fév - 21:44

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
*COUNTRY jveu dir

Voir le profil de l'utilisateur

19 Re: Hira Malagasy le Ven 6 Fév - 19:13

Lili-chan

avatar
Nandra be
Nandra be
HIhi amin'y manaraka kii " éditeo" lé post-njiii rehefa misy" faute" kely an kouny an ?!=)

Sô dé Rebika kosa na Lôla e ?haha xD


_________________
WeirdxFeelings

# Escapism -
Voir le profil de l'utilisateur

20 Re: Hira Malagasy le Ven 6 Fév - 20:35

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
Oki oki... jferai ça la prochaine fois zany!!!!

REBIKA???? LÔLA???? DIIIIIINNNN!!! tonga d any amlé ts tiko mitssss Mad

Voir le profil de l'utilisateur

21 Re: Hira Malagasy le Dim 8 Fév - 11:50

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Misy tana in love hono de :
rebika,
Njila,
Ny ainga,
Lola
Adéline
no manao anleiz!! andao hijerry , manal'az be ra izany zao XD

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

22 Re: Hira Malagasy le Dim 8 Fév - 19:02

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
ndana eee!!!! XD

Voir le profil de l'utilisateur

23 Re: Hira Malagasy le Lun 9 Fév - 22:30

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
tsss, kii ataonareo anzany ve ranga ny fianakavinay = =

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

24 Re: Hira Malagasy le Mar 10 Fév - 0:00

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
zafady ar e!!!!
ts oe zan fa lé iz mits n ts anaty "registre musical"-ko n tena marn

Gomen...

Voir le profil de l'utilisateur

25 Re: Hira Malagasy le Mar 10 Fév - 12:28

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
snif...

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

26 Re: Hira Malagasy le Mar 10 Fév - 16:16

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
mitonia reee a =P

Voir le profil de l'utilisateur

27 Re: Hira Malagasy le Mar 10 Fév - 17:30

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
ao arr e, oria oria

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

28 Re: Hira Malagasy le Mar 10 Fév - 19:15

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
mdrr!!!

Voir le profil de l'utilisateur

29 Re: Hira Malagasy le Mar 10 Fév - 21:43

l'ermite

avatar
Olona tsotra
Olona tsotra
Ai manana tonon-kira an'i Dahopp masoandro iny ve i Pitso?^^

Voir le profil de l'utilisateur http://www.google.fr

30 Re: Hira Malagasy le Mar 10 Fév - 22:00

AydA

avatar
Nandra be
Nandra be
Tsiiiiia!!!

P.S: le rap c pa tro mon truc, désolé...

Voir le profil de l'utilisateur

Contenu sponsorisé


Revenir en haut  Message [Page 1 sur 2]

Aller à la page : 1, 2  Suivant

Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum